Judges 19:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny vady tsindranony dia nijangajanga sy nisintaka taminy ka nandao azy ary nankany an-tranon’ny rainy any Betleheman’i Joda, dia nitoetra tao efa-bolana mipaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nivadihan’ity vady tsindranony izy, sady nilaozany nankany an-tranon-drainy any Betlehema, any Jodà, izay nitoerany efa-bolana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tezitra taminy anefa ravehivavy ka nisintaka nody tany amin’ny rainy tany Betlehema ary nijanona tany nandritra ny efa-bolana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny vaditsindranony nijangajanga sy nisintaka taminy ka nandao azy ary nankany an-tranon-drainy any Betlehema-joda, dia nitoetra tao efa-bolana mipaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny vady tsindranony dia nijangajanga sy nisintaka taminy ka nandao azy ary nankany an-tranon’ny rainy any Betleheman’i Joda, dia nitoetra tao efa-bolana mipaka.
malagasy
Ary ny vaditsindranony nijangajanga sy nisintaka taminy ka nandao azy ary nankany an-tranon-drainy any Betlehema-joda, dia nitoetra tao efa-bolana mipaka.