Judges 19:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ilay lahiantitra: Fiadanana anie ho anao! Aoka ho adidiko izay rehetra ilainao fa aza mandry eto an-kianja eto!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ilay anti-dahy: «Ho aminao anie ny fiadanana; ary hovononiko avokoa izay ilainao, fa aza mandry foana eto an-kianja».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ilay lahiantitra taminy: –Ho aminao anie ny fiadanana! Izaho no hikarakara ny zavatra rehetra mety ilainao, fa tsy mahazo mandry eto an-kianja eto ianao.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ilay lehilahy anti-panahy: Fiadanana anie ho anao; aoka ho adidiko izay rehetra ilainao, fa aza mandry foana eto an-kianja.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ilay lahiantitra: Fiadanana anie ho anao! Aoka ho adidiko izay rehetra ilainao fa aza mandry eto an-kianja eto!
malagasy
Dia hoy ilay lehilahy anti-panahy: Fiadanana anie ho anao; aoka ho adidiko izay rehetra ilainao, fa aza mandry foana eto an-kianja.