Judges 19:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampiditra azy tao an-tranony izy ka nampihinana ny boriky; dia nanasa tongotra izy ireo ka nihinana sy nisotro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nampidiriny an-trano izy ireo ary nomeny vilona ny ampondra; nanasa tongotra izy ireo dia nihinana sy nisotro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampidiriny tao an-tranony izy telo mianaka, ary nomeny vilona ireo borikiny. Dia nisasa tongotra ny vahiny ary nihinana sy nisotro.
Malagasy Bible 1865
Dia nitondra azy tany an-tranony izy ka nampihinana ny boriky; dia nanasa tongotra izy ireo ka nihinana sy nisotro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampiditra azy tao an-tranony izy ka nampihinana ny boriky; dia nanasa tongotra izy ireo ka nihinana sy nisotro.
malagasy
Dia nitondra azy tany an-tranony izy ka nampihinana ny boriky; dia nanasa tongotra izy ireo ka nihinana sy nisotro.