Judges 19:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro ny zanako vavy virijiny sy ny vady tsindranon-dRalehilahy, aoka hoentiko mivoaka ireo ka mandria aminy, ary ataovy aminy izay sitrakareo; fa aza ity lehilahy ity no anaovanareo izany zavatra fady indrindra izany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro ny zanako vavy mbola virjiny sy ny vady tsindranon-dralehilahy; hoentiko mivoaka izy ireo, dia anaovy an-keriny, sy ataovy aminy araka izay sitrakareo, fa aza manao izany zavatra mahafa-baraka izany amin’io lehilahy io».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro ny zanako vavy virijiny hoentiko eto aminareo, ka azonareo alaina sy anaovanareo izay sitrakareo; fa aza iny lehilahy iny no hanaovanareo izany zavatra mamoafady izany.
Malagasy Bible 1865
Indreto ny zanako-vavy virijina sy ny vaditsindranon-dralehilahy, aoka mba ho entiko mivoaka ireo, ka mandria aminy, ary ataovy aminy izay sitrakareo; fa aza ity lehilahy ity no anaovanareo izany zavatra fady indrindra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro ny zanako vavy virijiny sy ny vady tsindranon-dRalehilahy, aoka hoentiko mivoaka ireo ka mandria aminy, ary ataovy aminy izay sitrakareo; fa aza ity lehilahy ity no anaovanareo izany zavatra fady indrindra izany!
malagasy