Judges 19:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa ho maraina ny andro dia tonga Ravehivavy ka lavo teo am-baravaran’ny tranon-dRalehilahy, izay nitoeran’ny vadiny, ka tavela teo mandra-pahazava ny andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa haraina ny andro dia tonga ravehivavy ka lavo teo am-baravaran’ny tranon’ilay lehilahy nisy ny vadiny, ka teo izy mandra-pahazavan’ny andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nony efa nadiva ho maraina, dia tonga nitrosina teo am-baravaran’ny tranon’ilay lahiantitra izay nitoeran’ny lahy izy, ary niampatra teo ambara-pahamarain’ny andro.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa ho maraina ny andro, dia tonga ravehivavy, ka lavo teo am-baravaran'ny tranon-dralehilahy, izay nitoeran'ny vadiny, ka nivalandotra teo mandra-pahazavan'ny andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa ho maraina ny andro dia tonga Ravehivavy ka lavo teo am-baravaran’ny tranon-dRalehilahy, izay nitoeran’ny vadiny, ka tavela teo mandra-pahazava ny andro.
malagasy
Ary rehefa ho maraina ny andro, dia tonga ravehivavy, ka lavo teo am-baravaran'ny tranon-dralehilahy, izay nitoeran'ny vadiny, ka nivalandotra teo mandra-pahazavan'ny andro.