Judges 19:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Ralehilahy taminy: Mitsangàna fa andeha isika. Kanjo tsy nisy valiny. Dia nobatain-dRalehilahy izy ka nasampiny teo amin’ny borikiny; dia niainga izy nandeha ho any amin’ny fonenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy izy taminy: «Miarena dia ndeha isika handeha». Ary tsy nisy namaly; koa dia nataon’ny lahy teo ambonin’ny ampondrany izy, dia lasa izy nody ho any amin’ny fonenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy izy taminy: –Mitsangàna, ramatoa, fa handeha isika. Nefa tsy nisy valinteny. Koa nasampin’ilay levita teo ambony borikiny ny fatin’ny vadiny, dia lasa izy nody tany aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ralehilahy taminy: Mitsangàna, andeha isika. Kanjo tsy nisy namaly. Dia nobetain-dralehilahy izy ka nasampiny teo amin'ny borikiny; dia niainga izy nandeha ho any amin'ny fonenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Ralehilahy taminy: Mitsangàna fa andeha isika. Kanjo tsy nisy valiny. Dia nobatain-dRalehilahy izy ka nasampiny teo amin’ny borikiny; dia niainga izy nandeha ho any amin’ny fonenany.
malagasy
Ary hoy ralehilahy taminy: Mitsangàna, andeha isika. Kanjo tsy nisy namaly. Dia nobetain-dralehilahy izy ka nasampiny teo amin'ny borikiny; dia niainga izy nandeha ho any amin'ny fonenany.