Judges 19:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy izay rehetra nahita: Tsy mbola nisy zava-nitranga toy izao, na nahitan-javatra toy izao hatramin’ny andro niakaran’ny Zanak’Israely avy tany amin’ny tany Ejipta ka mandraka androany; hevero izany, samia maka saina ka ambarao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izay nahita rehetra: «Ny zavatra toy izany dia tsy mbola tonga na hita na oviana na oviana hatrizay niakaran’ny zanak’i Israely avy any amin’ny tany Ejipta ka mandraka androany. Koa diniho izany, mifampilà hevitra, dia tapaho».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izay rehetra nahita izany dia samy loa-bolana hoe: –Tsy mbola nisy zavatra nitranga na hita toy ity mihitsy hatramin’izay nialan’ny Israelita tany Ejipta ka mandraka androany. Sady nofeperan’ilay levita rahateo moa ireo olona nirahiny mba hiteny amin’ny Israelita hoe: –Efa nisy zavatra nitranga toy ity ve hatramin’izay nialan’ny Israelita tany Ejipta ka mandraka androany? Koa heveronareo izao raharaha izao, ary aoka ianareo hifampidinika sy hanapa-kevitra.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ity rehetra nahita: Tsy nisy zavatra natao na hita toy izany hatramin'ny andro niakaran'ny Zanak'Isiraely avy tany amin'ny tany Egypta ka mandraka androany; hevero izany, samia maka saina, ka ambarao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy izay rehetra nahita: Tsy mbola nisy zava-nitranga toy izao, na nahitan-javatra toy izao hatramin’ny andro niakaran’ny Zanak’Israely avy tany amin’ny tany Ejipta ka mandraka androany; hevero izany, samia maka saina ka ambarao.
malagasy