Judges 19:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nihazona azy ny rafozany, rain-dRazazavavy, ka nitoetra teo aminy hateloana izy sy ny zatovony, dia nihinana sy nisotro ary nandry tao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Notazonin’ity rafozany rain-drazazavavy izy, ka nitoetra tao aminy hateloana ary nihinana sy nisotro izy ireo, ka nijanonjanona tao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary notanan-drafozany rain-drazazavavy ity vinantolahiny, ka nijanona tao aminy nandritra ny telo andro; dia nihinana sy nisotro ary natory tao ilay levita sy ny zatovony.
Malagasy Bible 1865
Ary nihazona azy ny rafozany, rain-drazazavavy, ka nitoetra teo aminy hateloana izy, dia nihinana sy nisotro ary nandry tao izy roa lahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nihazona azy ny rafozany, rain-dRazazavavy, ka nitoetra teo aminy hateloana izy sy ny zatovony, dia nihinana sy nisotro ary nandry tao.
malagasy
Ary nihazona azy ny rafozany, rain-drazazavavy, ka nitoetra teo aminy hateloana izy, dia nihinana sy nisotro ary nandry tao izy roa lahy.