Judges 19:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nipetraka izy roa lahy ka niara-nihinana sy nisotro. Dia hoy ny rain-dRazazavavy tamin-dRalehilahy: Mba maneke ny handry eto anio alina ary aoka ho faly ny fonao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nipetraka izy, ka niara-nihinana sy nisotro izy roa lahy. Ary hoy ny rain-drazazavavy: «Mihanta aminao re aho, mba ekeo ny handry anio alina; ary aoka hifaly ny fonao».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nipetraka niara-nihinana sy nisotro teo izy roa lahy. Fa hoy ity rafozany tamin’ilay levita: –Mba ekeo re ny handry eto anio alina, ary aoka hifaly ny fonao!
Malagasy Bible 1865
Dia nipetraka izy roa lahy ka niara-nihinana sy nisotro; dia hoy ny rain-drazazavavy tamin-dralehilahy: Mba maneke ny handry eto anio alina, ary aoka ho faly ny fonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nipetraka izy roa lahy ka niara-nihinana sy nisotro. Dia hoy ny rain-dRazazavavy tamin-dRalehilahy: Mba maneke ny handry eto anio alina ary aoka ho faly ny fonao!
malagasy
Dia nipetraka izy roa lahy ka niara-nihinana sy nisotro; dia hoy ny rain-drazazavavy tamin-dralehilahy: Mba maneke ny handry eto anio alina, ary aoka ho faly ny fonao.