Judges 19:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nitsangana handeha Ralehilahy dia nanery azy hijanona ny rafozany ka tafandry tao indray izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nitsangan-kandeha ralehilahy fa noho ny fiambezoan’ny rafozany dia niverina izy ka tafandry teo iny alina iny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nivonon-kandeha ilay levita; saingy niangavy azy mafy ilay rafozany, koa nijanona ihany izy ary tafandry teo indray.
Malagasy Bible 1865
Ary raha niomana handeha ralehilahy, dia nanery azy hitoetra ny rafozany, ka dia tafandriana tao indray izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nitsangana handeha Ralehilahy dia nanery azy hijanona ny rafozany ka tafandry tao indray izy.
malagasy
Ary raha niomana handeha ralehilahy, dia nanery azy hitoetra ny rafozany, ka dia tafandriana tao indray izy.