Judges 2:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izany taranaka rehetra izany koa dia voangona any amin’ny razany, koa taranaka hafa izay tsy nahalala NY TOMPO na ny asa nataony ho an’ny Israely no nitsangana nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary voaangona any amin’ny razany koa izany taranaka izany; ka taranaka hafa, tsy nahalala an’i Iaveh na ny asa nataony ho an’i Israely, no nitsangana nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa tapitra maty avokoa izany taranaka izany ka voaangona any amin’ny razany, dia taranaka hafa indray no nandimby azy, taranaka izay tsy nahalala akory ny TOMPO sy ny asa nataony ho an’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary izany taranaka rehetra izany koa dia voangona any amin'ny razany; ary taranaka hafa, izay tsy nahalala an'i Jehovah na ny asa efa nataony ho an'ny Isiraely, no nitsangana nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izany taranaka rehetra izany koa dia voangona any amin’ny razany, koa taranaka hafa izay tsy nahalala NY TOMPO na ny asa nataony ho an’ny Israely no nitsangana nandimby azy.
malagasy
Ary izany taranaka rehetra izany koa dia voangona any amin'ny razany; ary taranaka hafa, izay tsy nahalala an'i Jehovah na ny asa efa nataony ho an'ny Isiraely, no nitsangana nandimby azy.