Judges 2:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO ny Zanak’Israely satria nanompo ireo Baala
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh ny zanak’i Israely, fa nanompo ireo Baala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO ny Israelita fa nanompo ireo Bahala andriamani-tsiizy.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah ny Zanak'Isiraely, fa nanompo ireo Bala
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO ny Zanak’Israely satria nanompo ireo Baala*
malagasy
Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah ny Zanak'Isiraely, fa nanompo ireo Bala