Judges 2:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, nahafoy NY TOMPO izy ka nanompo ny Baala sy ireo Astarta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Iaveh nilaozany, ary i Baala sy ny Astarte notompoiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, nandao ny TOMPO tokoa ny Israelita mba hanompo ireo Bahala sy ireo Hastôreta.
Malagasy Bible 1865
Eny, nahafoy an'i Jehovah izy ka nanampo an'i Bala sy Astarta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, nahafoy NY TOMPO izy ka nanompo ny Baala sy ireo Astarta*.
malagasy
Eny, nahafoy an'i Jehovah izy ka nanampo an'i Bala sy Astarta.