Judges 2:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na taiza na taiza no nivoahany hiady dia namely azy ny tanan’NY TOMPO ka nampahory azy, araka izay nolazain’NY TOMPO sy araka izay nianianany taminy. Koa ory indrindra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay nalehany namelezan’ny tanan’i Iaveh hampahory azy avokoa, araka ny efa voalazan’i Iaveh, araka ny nianianan’i Iaveh taminy rahateo, ka dia azon’ny fahoriana mafy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Isaky ny nandeha nanafika ireo Israelita, dia nataon’ny TOMPO resy foana araka izay efa nambarany mialoha sady efa nianianany; ka nijaly mafy ireo.
Malagasy Bible 1865
Na taiza na taiza nivoahany, dia namely azy ny tanan'i Jehovah ka nampahory azy, araka izay efa nolazain'i Jehovah sy araka izay efa nianianany taminy; ka dia ory indrindra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na taiza na taiza no nivoahany hiady dia namely azy ny tanan’NY TOMPO ka nampahory azy, araka izay nolazain’NY TOMPO sy araka izay nianianany taminy. Koa ory indrindra izy.
malagasy
Na taiza na taiza nivoahany, dia namely azy ny tanan'i Jehovah ka nampahory azy, araka izay efa nolazain'i Jehovah sy araka izay efa nianianany taminy; ka dia ory indrindra izy.