Judges 2:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO nanangana mpitsara izay namonjy azy tamin’ny tanan’ireo namabo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanangana mpitsara ihany i Iaveh hanafaka azy ireo tamin’izay nandrombaka azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanangana mpitsara ho azy ny TOMPO, ka ireny no nanafaka azy tamin’ny fahefàn’ny dahalo.
Malagasy Bible 1865
Kanefa Jehovah nanangana mpitsara izay namonjy azy tamin'ny tànan'ireo namabo azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO nanangana mpitsara izay namonjy azy tamin’ny tanan’ireo namabo azy.
malagasy
Kanefa Jehovah nanangana mpitsara izay namonjy azy tamin'ny tànan'ireo namabo azy.