Judges 2:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa nanangana mpitsara ho azy NY TOMPO dia nomba izany mpitsara izany Izy ka namonjy ny olona tamin’ny tanan’ny fahavalony, tamin’ny andro rehetra niainan’izany mpitsara izany; fa nalahelo azy NY TOMPO amin’ny fitarainany noho ny nataon’ireo mpampahory sy mpampijaly azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nanangana mpitsara ho azy ireo i Iaveh, dia nomban’i Iaveh izany mpitsara izany ka namonjy azy ireo tamin’ny tanan’ny fahavalony, tamin’ny andro rehetra niainan’ny mpitsara; satria nalahelo i Iaveh noho ny fitarainany teo anoloan’ireo nampahory sy nampijaly azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa isaky ny manangana mpitsara ho azy ny TOMPO, dia nomba izany mpitsara izany ka nanafaka ny Israelita tamin’ny fahefàn’ny fahavalony nandritra ny andro rehetra niainan’ilay mpitsara. Fa onena azy ny TOMPO, rehefa nitaraina izy noho ny nafitsok’ireo mpampahory sy mpampijaly azy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nanangana mpitsara ho azy Jehovah, dia nomba izany mpitsara izany Izy ka namonjy ny olona tamin'ny tanan'ny fahavalony tamin'ny andro rehetra niainan'izany mpitsara izany; fa nalahelo azy Jehovah amin'ny fitarainany noho ireo nampahory sy nampalahelo azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa nanangana mpitsara ho azy NY TOMPO dia nomba izany mpitsara izany Izy ka namonjy ny olona tamin’ny tanan’ny fahavalony, tamin’ny andro rehetra niainan’izany mpitsara izany; fa nalahelo azy NY TOMPO amin’ny fitarainany noho ny nataon’ireo mpampahory sy mpampijaly azy.
malagasy