Judges 2:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’NY TOMPO ka hoy Izy: Satria nivadika tamin’ny fanekeko izay nandidiako ny razany ity firenena ity ka tsy nihaino ny feoko,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany dia nirehitra tamin’i Israely ny fahatezeran’i Iaveh ka hoy izy: «Noho ity firenena ity nivadika tamin’ny fanekena nandidiako ny razany ary noho izy ireo tsy nihaino ny feoko,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nirehi-pahatezerana tamin’ny Israelita ny TOMPO, ka niteny azy hoe: –Ity firenena ity dia nandika ny fanekempihavanana izay nandidiako ny razany, fa tsy nankatò Ahy;
Malagasy Bible 1865
Dia nirehitra tamin'ny Isiraely ny fahatezeran'i Jehovah, ka hoy Izy: Satria nivadika ny fanekeko izay nandidiako ny razany ity firenena ity ka tsy nihaino ny feoko,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’NY TOMPO ka hoy Izy: Satria nivadika tamin’ny fanekeko izay nandidiako ny razany ity firenena ity ka tsy nihaino ny feoko,
malagasy
Dia nirehitra tamin'ny Isiraely ny fahatezeran'i Jehovah, ka hoy Izy: Satria nivadika ny fanekeko izay nandidiako ny razany ity firenena ity ka tsy nihaino ny feoko,