Judges 2:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho koa tsy handroaka intsony na dia iray aza amin’ireo firenena navelan’i Josoa tamin’ny nahafatesany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia tsy hisy horoahiko eo anoloany ireo firenena navelan’i Jôsoe tamin’ny nahafatesany, na dia iray aza;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
koa tsy handroaka na dia olona iray eo anoloany intsony Aho amin’ireo firenena izay tsy mbola resy tamin’ny andro nahafatesan’i Josoa.
Malagasy Bible 1865
dia tsy handroaka olona eo anoloany intsony Aho amin'ny firenena izay tsy mbola resy hatramin'ny andro nahafatesan'i Josoa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho koa tsy handroaka intsony na dia iray aza amin’ireo firenena navelan’i Josoa tamin’ny nahafatesany
malagasy
dia tsy handroaka olona eo anoloany intsony Aho amin'ny firenena izay tsy mbola resy hatramin'ny andro nahafatesan'i Josoa,