Judges 2:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia navelan’NY TOMPO hijanona ireny firenena ireny fa tsy nalaky noroahiny sady tsy natolony rahateo teo an-tanan’i Josoa ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia navelan’i Iaveh handry fehizay ireo firenena tsy mbola natolony teo an-tanan’i Jôsoe ireo, fa tsy nalaky noroahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa navelan’ny TOMPO haharitra teo amin’ny tany ireo firenena izay tsy natolony teo an-tanan’i Josoa; ary tsy nahamaika Azy ny handroaka ireny.
Malagasy Bible 1865
Dia navelan'i Jehovah ireny firenena ireny ka tsy noroahiny faingana; sady tsy voatolony teo an-tànan'i Josoa ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia navelan’NY TOMPO hijanona ireny firenena ireny fa tsy nalaky noroahiny sady tsy natolony rahateo teo an-tanan’i Josoa ireny.
malagasy
Dia navelan'i Jehovah ireny firenena ireny ka tsy noroahiny faingana; sady tsy voatolony teo an-tànan'i Josoa ireny.