Judges 2:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izao no lazaiko: Tsy handroaka azy eo anoloanareo Aho fa ho eo anilanareo izy ary ny andriamaniny dia ho fandrika ho anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Izaho koa nilaza nanao hoe: Tsy horoahiko eo anoloanareo ireny ka ho eo anilanareo izy ary ny andriamaniny ho fandrika ho anareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany tapa-kevitra Aho fa tsy handroaka azy eo anoloanareo. Ho fandrika hamely anareo izy; ary ho longoa hahavoa anareo koa ny andriamaniny.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izaho indray: Tsy handroaka azy eo anoloanareo Aho; fa ho tsilo eo amin'ny tehezanareo sy ho fandrika aminareo ny andriamaniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izao no lazaiko: Tsy handroaka azy eo anoloanareo Aho fa ho eo anilanareo izy ary ny andriamaniny dia ho fandrika ho anareo.
malagasy
Ary hoy Izaho indray: Tsy handroaka azy eo anoloanareo Aho; fa ho tsilo eo amin'ny tehezanareo sy ho fandrika aminareo ny andriamaniny.