Judges 2:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony niteny izany teny izany tamin’ny Zanak’Israely rehetra ilay Anjelin’NY TOMPO dia nanandratra ny feony ny vahoaka ka nitomany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola nilaza izany teny izany tamin’ny zanak’i Israely ilay Anjelin’i Iaveh dia efa nanandra-peo nitomany ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa avy nilaza izany teny izany ilay anjelin’ny TOMPO, dia nanandra-peo nitomany kosa ny Israelita rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary nony niteny izany teny izany tamin'ny Zanak'Isiraely rehetra Ilay Anjelin'i Jehovah, dia nanandratra ny feony ny vahoaka ka nitomany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony niteny izany teny izany tamin’ny Zanak’Israely rehetra ilay Anjelin’NY TOMPO dia nanandratra ny feony ny vahoaka ka nitomany.
malagasy
Ary nony niteny izany teny izany tamin'ny Zanak'Isiraely rehetra Ilay Anjelin'i Jehovah, dia nanandratra ny feony ny vahoaka ka nitomany.