Judges 2:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nampodìn’i Josoa ny vahoaka dia nandeha ho any amin’ny lovany avy ny Zanak’Israely rehetra mba handray ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa nampodin’i Jôsoe ny vahoaka, dia samy nankany amin’ny lovany avy ny zanak’i Israely mba haka ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nampodin’i Josoa ny vahoaka, dia samy nandeha namonjy ny anjara taniny avy ny Israelita rehetra, ka nahazo ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nampodin'i Josoa ny vahoaka, dia nandeha ho any amin'ny lovany avy ny Zanak'Isiraely rehetra handova ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nampodìn’i Josoa ny vahoaka dia nandeha ho any amin’ny lovany avy ny Zanak’Israely rehetra mba handray ny tany.
malagasy
[Ny toetry ny Isiraely tamin'ny andron'ny Mpitsara, ary ny anaran'ny firenena sisa mbola tsy resiny] Ary rehefa nampodin'i Josoa ny vahoaka, dia nandeha ho any amin'ny lovany avy ny Zanak'Isiraely rehetra handova ny tany.