Judges 2:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanompo NY TOMPO ny vahoaka tamin’ny andro rehetra niainan’i Josoa sy tamin’ny andro rehetra niainan’ireo loholona izay velona taorianan’i Josoa, dia ireo izay nahita ny asa lehibe rehetra nataon’NY TOMPO ho an’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanompo an’i Iaveh ny vahoaka, tamin’ny andro rehetra niainan’i Jôsoe, sy tamin’ny andro rehetra niainan’ireo loholona velona taoriany, izay nahita ny asa lehibe rehetra nataon’i Iaveh ho an’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny vahoaka dia nanompo ny TOMPO nandritra ny andro rehetra niainan’i Josoa ary koa taorian’ny nahafatesany, izany hoe nandritra ny andro rehetra niainan’ireo loholona izay nahita ny zava-dehibe isan-karazany nataon’ny TOMPO ho an’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary nanompo an'i Jehovah ny vahoaka tamin'ny andro rehetra niainan'i Josoa sy tamin'ny andro rehetra niainan'ny loholona izay velona taorian'i Josoa, dia ireo izay efa nahita ny asa lehibe rehetra nataon'i Jehovah ho an'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanompo NY TOMPO ny vahoaka tamin’ny andro rehetra niainan’i Josoa sy tamin’ny andro rehetra niainan’ireo loholona izay velona taorianan’i Josoa, dia ireo izay nahita ny asa lehibe rehetra nataon’NY TOMPO ho an’ny Israely.
malagasy