Judges 2:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nalevina tao anatin’ny faritanin’ny lovany izy, tao Timnata-Heresa, any amin’ny tany be havoana any Efraima, avaratry ny tendrombohitra Gaasy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nalevina tao amin’ny faritany zara taniny izy, dia tao Tamnata-Heresy amin’ny tendrombohitr’i Efraima avaratry ny tendrombohitra Gaasa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tao amin’ny faritra anjara lovany no nandevenana azy, izany hoe tao Timnata-Heresa, any amin’ny tany be tendrombohitra any Efraîma, eo avaratry ny tendrombohitra Gahasa.
Malagasy Bible 1865
Dia nalevina tao anatin'ny fari-tanin'ny lovany izy, dia tao Timnata-heresa, any amin'ny tany havoan'i Efraima, avaratry ny tendrombohitra Gasa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nalevina tao anatin’ny faritanin’ny lovany izy, tao Timnata-Heresa, any amin’ny tany be havoana any Efraima, avaratry ny tendrombohitra Gaasy.
malagasy
Dia nalevina tao anatin'ny fari-tanin'ny lovany izy, dia tao Timnata-heresa, any amin'ny tany havoan'i Efraima, avaratry ny tendrombohitra Gasa.