Judges 20:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nivory ny lehilahy rehetra tamin’ny Israely ka nikambana tahaka ny olona iray hamely ny tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany no nivorian’ny lehilahy rehetra amin’i Israely, tafakambana toy ny olona iray ihany, hamely ny tanàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nifanaraka ny Israelita rehetra fa hiray hina toy ny olona iray hamely an’i Gibehà.
Malagasy Bible 1865
Dia nivory ny lehilahy rehetra amin'ny Isiraely ka efa nikambana tahaka ny olona iray hamely ny tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nivory ny lehilahy rehetra tamin’ny Israely ka nikambana tahaka ny olona iray hamely ny tanàna.
malagasy
Dia nivory ny lehilahy rehetra amin'ny Isiraely ka efa nikambana tahaka ny olona iray hamely ny tanàna.