Judges 20:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandefa iraka tany amin’ny fokon’i Benjamina rehetra ny fokon’ny Israely hiteny hoe: Inona izao loza natao teto aminareo izao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naniraka ho any amin’ny fianakavian’i Benjamina rehetra ny fokon’i Israely hilaza hoe: «Ahoana izany heloka natao taminareo izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nandefa iraka ho any amin’ny faritanin’i Benjamîna manontolo ny foko tsirairay avy hanao hoe: –Ahoana izao heloka mahatsiravina nitranga teto aminareo izao?
Malagasy Bible 1865
Ary ny firenen'Isiraely dia naniraka olona tany amin'ny firenen'i Benjamina rehetra hanao hoe: Inona izao ratsy natao teto aminareo izao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandefa iraka tany amin’ny fokon’i Benjamina rehetra ny fokon’ny Israely hiteny hoe: Inona izao loza natao teto aminareo izao?
malagasy
Ary ny firenen'Isiraely dia naniraka olona tany amin'ny firenen'i Benjamina rehetra hanao hoe: Inona izao ratsy natao teto aminareo izao?