Judges 20:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo amin’izany olona rehetra izany dia nisy olona kavia fitonjato lahy voafantina, samy nahay nitoraka tamin’ny antsamotady ka tsy nisy nivaona na dia toy ny singam-bolo iray aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy fiton-jato lahy voafantina tamin’ireo vahoaka rehetra ireo tsy mampiasa ny tanany havanana: ireo mpiady ireo samy mahay mitoraka singam-bolo amin’ny vaton’antsamotady, ka mahavoa azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Io tafika benjaminita manontolo io dia nisy miaramila voafantina fitonjato lahy samy kavia avokoa ary afa-nitoraka singam-bolo tamin’ny antsamotady nefa tsy mivaona.
Malagasy Bible 1865
Ary teo amin'izany olona rehetra izany nisy olona kavia fiton-jato lahy nofantenany, samy nahay nitoraka tamin'ny antsamotady, ka tsy nisy nivena na dia hoatra ny singam-bolo aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo amin’izany olona rehetra izany dia nisy olona kavia fitonjato lahy voafantina, samy nahay nitoraka tamin’ny antsamotady ka tsy nisy nivaona na dia toy ny singam-bolo iray aza.
malagasy
Ary teo amin'izany olona rehetra izany nisy olona kavia fiton-jato lahy nofantenany, samy nahay nitoraka tamin'ny antsamotady, ka tsy nisy nivena na dia hoatra ny singam-bolo aza.