Judges 20:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny lehilahy voalamina tamin’ny Israely, afa-tsy ny Benjamina, dia efatra hetsy nahatan-tsabatra; mpanafika avokoa izy rehetra ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny isan’ny lehilahy amin’i Israely afa-tsy ny Benjaminita, dia efatra hetsy, samy mahatan-tsabatra sy mpanafika avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tetsy an-kilany, rehefa natao fanisana kosa ireo vatan-dehilahy tamin’ny Israelita hafa, dia nahitana vata-miaramila nisy andiany efajato samy kinga famely sabatra sady zatra ady avokoa.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lehilahy voalamina tamin'ny Isiraely, afa-tsy ny Benjamina, dia efatra hetsy nahatan-tsabatra; mpanafika avokoa ireo rehetra ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny lehilahy voalamina tamin’ny Israely, afa-tsy ny Benjamina, dia efatra hetsy nahatan-tsabatra; mpanafika avokoa izy rehetra ireo.
malagasy
Ary ny lehilahy voalamina tamin'ny Isiraely, afa-tsy ny Benjamina, dia efatra hetsy nahatan-tsabatra; mpanafika avokoa ireo rehetra ireo.