Judges 20:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga ny Zanak’Israely ka niakatra tany Betela ary nanontany tamin’Andriamanitra hoe: Iza aminay no hiakatra voalohany hiady amin’ny taranak’i Benjamina? Dia hoy NY TOMPO: I Joda no ho voalohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niainga ny zanak’i Israely niakatra tany Betela, ary nanontany an’Andriamanitra hoe: «Iza aminay no hiakatra voalohany hiady amin’ny taranak’i Benjamina?» Hoy ny navalin’i Iaveh: «I Jodà no hiakatra voalohany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandeha tany Betela aloha ny Israelita ka nanontany an’Andriamanitra hahalalana izay foko hiroso voalohany hanafika ny Benjaminita; ka ny fokon’i Joda no voatondron’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Dia niainga ny Zanak'Isiraely ka niakatra tany Betela ary nanontany tamin'Andriamanitra hoe: Iza no hiakatra voalohany hiady amin'ny taranak'i Benjamina ho anay? Dia hoy Jehovah: Joda no ho voalohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga ny Zanak’Israely ka niakatra tany Betela ary nanontany tamin’Andriamanitra hoe: Iza aminay no hiakatra voalohany hiady amin’ny taranak’i Benjamina? Dia hoy NY TOMPO: I Joda no ho voalohany.
malagasy