Judges 20:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga vao maraina ny Zanak’Israely ka nitoby tandrifin’i Gibea.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niainga maraina ny zanak’i Israely, ka nitoby tandrifin’i Gabaà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niainga vao maraina ny vatan-dehilahy israelita ka nitoby tao akaikin’i Gibehà.
Malagasy Bible 1865
Dia niainga maraina koa ny Zanak'Isiraely ka nitoby tandrifin'i Gibea.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga vao maraina ny Zanak’Israely ka nitoby tandrifin’i Gibea.
malagasy
Dia niainga maraina koa ny Zanak'Isiraely ka nitoby tandrifin'i Gibea.