Judges 20:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny loholona rehetra tamin’ny fokon’ny Israely dia niseho teo amin’ny fivorian’ny vahoakan’Andriamanitra, dia miaramila efatra hetsy mandeha an-tongotra sady mahatan-tsabatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny filohan’ny vahoaka rehetra, ny fokon’i Israely rehetra, niseho teo amin’ny fiangonan’ny vahoakan’Andriamanitra, dia lehilahy efatra hetsy mandeha an-tongotra mahatan-tsabatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lehibe rehetra sy ny lehilahy rehetra tao amin’ny fokon’i Israely dia tonga tao amin’io fivorian’ny vahoakan’Andriamanitra io avokoa, izany hoe vatan-dehilahy andiany efajato, samy miaramila an-tongotra sy kinga famely sabatra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny loholona rehetra tamin'ny firenen'Isiraely niseho teo amin'ny fiangonan'ny olon'Andriamanitra, dia lehilahy efatra hetsy mandeha tongotra sady mahatan-tsabatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny loholona rehetra tamin’ny fokon’ny Israely dia niseho teo amin’ny fivorian’ny vahoakan’Andriamanitra, dia miaramila efatra hetsy mandeha an-tongotra sady mahatan-tsabatra.
malagasy
Ary ny loholona rehetra tamin'ny firenen'Isiraely niseho teo amin'ny fiangonan'ny olon'Andriamanitra, dia lehilahy efatra hetsy mandeha tongotra sady mahatan-tsabatra.