Judges 20:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niala avy tany Gibea kosa ny taranak’i Benjamina ka naharingana lehilahy roa arivo sy roa alina niampatrampatra tamin’ny tany tamin’ny Zanak’Israely, tamin’izany andro izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nivoaka avy eo Gabaà ny taranak’i Benjamina tamin’izay, ary lehilahy roa arivo sy roa alina tamin’i Israely no nataony maty niampatra tamin’ny tany androtr’io ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nivoaka avy tao an-tanàna kosa ny Benjaminita, ka naharingana Israelita andiany 22 izay niampatrampatra tamin’izany andro izany.
Malagasy Bible 1865
Ary nivoaka avy tany Gibea kosa ny taranak'i Benjamina ka naharingana ny Zanak'Isiraely roa arivo sy roa alin-dahy niampatrampatra tamin'ny tany tamin'izany andro izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niala avy tany Gibea kosa ny taranak’i Benjamina ka naharingana lehilahy roa arivo sy roa alina niampatrampatra tamin’ny tany tamin’ny Zanak’Israely, tamin’izany andro izany.
malagasy
Ary nivoaka avy tany Gibea kosa ny taranak'i Benjamina ka naharingana ny Zanak'Isiraely roa arivo sy roa alin-dahy niampatrampatra tamin'ny tany tamin'izany andro izany.