Judges 20:23 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niakatra ny Zanak’Israely ka nitomany teo anatrehan’NY TOMPO mandra-paharivan’ny andro, dia nanontany tamin’NY TOMPO hoe: Handroso indray va aho hiady amin’ny taranak’i Benjamina rahalahiko? Ary hoy NY TOMPO: Miakara hiady aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niakatra nitomany teo anatrehan’i Iaveh mandra-paharivan’ny andro ny zanak’i Israely; sady nanontany an’i Iaveh nanao hoe: «Mbola handeha hiady amin’ny taranak’i Benjamina, rahalahiko, ihany va aho?» Ka hoy ny navalin’i Iaveh: «Miakara hamely azy.»
Malagasy Bible 1865
Ary niakatra ny Zanak'Isiraely ka nitomany teo anatrehan'i Jehovah mandra-paharivan'ny andro, dia nanontany tamin'i Jehovah hoe: Handroso indray va aho hiady amin'ny taranak'i Benjamina rahalahiko? Ary hoy Jehovah: Miakara hiady aminy.)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niakatra ny Zanak’Israely ka nitomany teo anatrehan’NY TOMPO mandra-paharivan’ny andro, dia nanontany tamin’NY TOMPO hoe: Handroso indray va aho hiady amin’ny taranak’i Benjamina rahalahiko? Ary hoy NY TOMPO: Miakara hiady aminy.
malagasy