Judges 20:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny Zanak’Israely dia nandroso tamin’ny andro faharoa hiady amin’ny taranak’i Benjamina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanatona ny taranak’i Benjamina indray ny zanak’i Israely tamin’ny andro faharoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny andro faharoa no nanatona hamely ny Benjaminita indray ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Zanak'Isiraely dia nandroso tamin'ny andro faharoa hiady amin'ny taranak'i Benjamina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny Zanak’Israely dia nandroso tamin’ny andro faharoa hiady amin’ny taranak’i Benjamina.
malagasy
Ary ny Zanak'Isiraely dia nandroso tamin'ny andro faharoa hiady amin'ny taranak'i Benjamina.