Judges 20:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanontany tamin’NY TOMPO ny Zanak’Israely, fa tao ny vata misy ny faneken’Andriamanitra tamin’izany andro izany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nanontany an’i Iaveh ny zanak’i Israely, fa teo ny fiaran’Andriamanitra tamin’izany andro izany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany andro izany moa mbola tao Betela ny Vatamasina misy ny fanekempihavanan’Andriamanitra; ary i Pinehasa, zanakalahin’i Elehazara sady zafikelin’i Aharôna, no mpitandrina azy. Dia nanontany ny TOMPO ireo Israelita na tokony mbola handeha hiady amin’ny Benjaminita mpiray firenena aminy na tsia; ka novalian’ny TOMPO hoe: –Mandehàna, fa rahampitso dia hatolotro eo an-tananareo izy.
Malagasy Bible 1865
Dia nanontany tamin'i Jehovah ny Zanak'Isiraely (fa tao ny fiaran'ny faneken'Andriamanitra tamin'izany andro izany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanontany tamin’NY TOMPO ny Zanak’Israely, fa tao ny vata misy ny faneken’Andriamanitra tamin’izany andro izany,
malagasy
Dia nanontany tamin'i Jehovah ny Zanak'Isiraely (fa tao ny fiaran'ny faneken'Andriamanitra tamin'izany andro izany,