Judges 20:28 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary i Finehasa, zanak’i Eleazara, zanak’i Arona, no nanao fanompoana teo anoloany tamin’izany andro izany ka niteny hoe: Mbola hivoaka indray va aho hiady amin’ny taranak’i Benjamina rahalahiko, sa hitsahatra? Dia hoy NY TOMPO: Miakara, fa hatolotro ho eo an-tananao izy rahampitso.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary teo anoloan’i Finea zanak’i Eleazara zanak’i Aarôna, tamin’izany andro izany, ary hoy izy ireo hoe: «Mbola handeha hiady amin’ny taranak’i Benjamina rahalahiko ihany va aho sa tokony hitsahatra?» Dia hoy i Iaveh: «Miakara fa hatolotro eo an-tananao izy rahampitso.»
Malagasy Bible 1865
ary Finehasa, zanak'i Eleazara, zanak'i Arona, nijanona teo anoloany tamin'izany andro izany) ka nanao hoe: Mbola hivoaka indray va aho hiady amin'ny taranak'i Benjamina rahalahiko, sa hitsahatra? Ary hoy Jehovah: Miakara, fa rahampitso dia hatolotro ho eo an-tananao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary i Finehasa, zanak’i Eleazara, zanak’i Arona, no nanao fanompoana teo anoloany tamin’izany andro izany ka niteny hoe: Mbola hivoaka indray va aho hiady amin’ny taranak’i Benjamina rahalahiko, sa hitsahatra? Dia hoy NY TOMPO: Miakara, fa hatolotro ho eo an-tananao izy rahampitso.
malagasy