Judges 20:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nasian’ny Israely vela-pandrika manodidina an’i Gibea.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay nasian’i Israely otrika manodidina an’i Gabaà;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanafina miaramila manodidina an’i Gibehà ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary nasian'ny Isiraely otrika manodidina an'i Gibea.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nasian’ny Israely vela-pandrika manodidina an’i Gibea.
malagasy
Ary nasian'ny Isiraely otrika manodidina an'i Gibea.