Judges 20:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ren’ny taranak’i Benjamina fa niakatra ho any Mizpa ny Zanak’Israely. Dia hoy ny Zanak’Israely: Lazao izay nahatonga izao loza izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandre ny taranak’i Benjamina fa hoe niakatra any Masfà ny zanak’i Israely. Ary hoy ny zanak’i Israely: «Mitenena, nanao ahoana no nanaovana izao heloka izao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ren’ny Benjaminita fa tafakatra ao Mitsepà ny Israelita hafa. Dia hoy ireo Israelita ireo hoe: –Tantarao aminay izay antony nahatonga izao heloka bevava izao.
Malagasy Bible 1865
Ary ren'ny taranak'i Benjamina fa niakatra ho any Mizpa ny Zanak'Isiraely. Dia hoy ny Zanak'Isiraely: Lazao izay nahatonga izao ratsy izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ren’ny taranak’i Benjamina fa niakatra ho any Mizpa ny Zanak’Israely. Dia hoy ny Zanak’Israely: Lazao izay nahatonga izao loza izao.
malagasy
Ary ren'ny taranak'i Benjamina fa niakatra ho any Mizpa ny Zanak'Isiraely. Dia hoy ny Zanak'Isiraely: Lazao izay nahatonga izao ratsy izao.