Judges 20:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niakatra ny Zanak’Israely tamin’ny andro fahatelo hiady amin’ny taranak’i Benjamina ka nilahatra tandrifin’i Gibea tahaka ilay teo aloha ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary niakatra hamely ny taranak’i Benjamina ny zanak’i Israely tamin’ny andro fahatelo, ka nilahatra hiady teo anoloan’i Gabaà, toy ny taloha ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tamin’ny andro fahatelo no niakatra hamely ny Benjaminita ireo Israelita, ka nilahatra hiady teo anoloan’i Gibehà toy ny teo aloha ihany.
Malagasy Bible 1865
Dia niakatra ny Zanak'Isiraely tamin'ny andro fahatelo hiady amin'ny taranak'i Benjamina ka nilahatra tandrifin'i Gibea tahaka ilay teo aloha ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niakatra ny Zanak’Israely tamin’ny andro fahatelo hiady amin’ny taranak’i Benjamina ka nilahatra tandrifin’i Gibea tahaka ilay teo aloha ihany.
malagasy
Dia niakatra ny Zanak'Isiraely tamin'ny andro fahatelo hiady amin'ny taranak'i Benjamina ka nilahatra tandrifin'i Gibea tahaka ilay teo aloha ihany.