Judges 20:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga tandrifin’i Gibea ny lehilahy iray alina voafantina tamin’ny Israelita rehetra. Ary mafy ny ady nefa tsy fantatry ny taranak’i Benjamina fa efa hiharan-doza izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka lehilahy iray alina voafantina tamin’i Israely rehetra, no tamy avy teo anoloan’i Gabaà. Mafy ny ady, ary tsy nampoizin’ny taranak’i Benjamina fa efa mananontanona azy ny loza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nisy andiany folo ny vatan-dehilahy voafantina, avy amin’i Israely manontolo, no tonga teo anoloan’i Gibehà. Nangotraka ny ady, nefa tsy nampoizin’ny Benjaminita ny fahavoazana hihatra aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary tonga tandrifin'i Gibea ny iray alin-dahy voafantina tamin'ny Isiraely rehetra, ary efa mafy ny ady nefa tsy fantatry ny Benjamita fa efa hiharan-doza izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga tandrifin’i Gibea ny lehilahy iray alina voafantina tamin’ny Israelita rehetra. Ary mafy ny ady nefa tsy fantatry ny taranak’i Benjamina fa efa hiharan-doza izy.
malagasy
Ary tonga tandrifin'i Gibea ny iray alin-dahy voafantina tamin'ny Isiraely rehetra, ary efa mafy ny ady nefa tsy fantatry ny Benjamita fa efa hiharan-doza izy.