Judges 20:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nihazakazaka hankany Gibea ny mpanao vela-pandrika ka nirohotra namely ny tanàna manontolo tamin’ny lelan-tsabatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa niroatra faingana nankany Gabaà ireo olona natao otrika ireo, raha efa izany dia nandroso ny lehilahy natao otrika namely ny tanàna manontolo tamin’ny lelan-tsabatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo miaramila niafina ireo dia niroatra haingana nankany Gibehà ka namely ny tanàna manontolo sy nandringana ny mponina tao.
Malagasy Bible 1865
Ary ny otrika niroatra faingana hankany Gibea, dia nandeha faingana ka namely ny tanàna rehetra tamin'ny lelan-tsabatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nihazakazaka hankany Gibea ny mpanao vela-pandrika ka nirohotra namely ny tanàna manontolo tamin’ny lelan-tsabatra.
malagasy
Ary ny otrika niroatra faingana hankany Gibea, dia nandeha faingana ka namely ny tanàna rehetra tamin'ny lelan-tsabatra.