Judges 20:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny famantarana izay nifaneken’ny lehilahin’ny Israely sy ny mpanao vela-pandrika dia setroka matevim-be izay hampiakariny avy ao an-tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy famantarana nifaneken’ny lehilahy amin’i Israely tamin’ireo nanao otrika, dia ny hananganan’ireto setroka nijofo avy ao an-tanàna,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny famantarana efa nifanomezany tamin’ny Israelita sisa rehetra dia tsangan’afo lehibe midona-tsetroka avy ao an-tanàna.
Malagasy Bible 1865
Ary ny famantarana nifaneken'ny lehilahy amin'ny Isiraely sy ny otrika dia tsangan'afo lehibe hisavoana ao an-tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny famantarana izay nifaneken’ny lehilahin’ny Israely sy ny mpanao vela-pandrika dia setroka matevim-be izay hampiakariny avy ao an-tanàna.
malagasy
Ary ny famantarana nifaneken'ny lehilahy amin'ny Isiraely sy ny otrika dia tsangan'afo lehibe hisavoana ao an-tanàna.