Judges 20:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ilay levita, vadin-dRavehivavy novonoina hoe: Tonga tany Gibea, izay an’i Benjamina, izaho sy ny vady tsindranoko mba handry tao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ilay Levita vadin-dravehivavy novonoina no niteny ka nanao hoe: «Niditra handry tany Gabaà, any Benjamina, izaho sy ny vaditsindranoko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly ilay levita, vadin-dravehivavy novonoina ho faty, ka nanao hoe: –Niditra tao Gibehà tanàna benjaminita ny tenako sy ny vadikeliko mba handry tao.
Malagasy Bible 1865
Dia namaly ilay Levita, vadin-dravehivavy novonoina, ka nanao hoe: Tonga tany Gibea, izay an'ny Benjamita, izaho sy ny vaditsindranoko handry tao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ilay levita*, vadin-dRavehivavy novonoina hoe: Tonga tany Gibea, izay an’i Benjamina, izaho sy ny vady tsindranoko mba handry tao.
malagasy
Dia namaly ilay Levita, vadin-dravehivavy novonoina, ka nanao hoe: Tonga tany Gibea, izay an'ny Benjamita, izaho sy ny vaditsindranoko handry tao.