Judges 20:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitampody ny lehilahin’ny Israely, dia raiki-tahotra ny lehilahin’ny Benjamina, satria hitany fa efa nidiran-doza izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lehilahy amin’i Israely nifontina taminy, ary ny lehilahy amin’i Benjamina nivadi-po terỳ nahita fa ianjeran’ny loza izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisampotina namely ny Benjaminita tamin’izay ny Israelita. Nivarahontsana ireto Benjaminita satria hitany ny fahavoazana nihatra taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha niverina ny lehilahy amin'ny Isiraely, dia talanjona ny Benjamita, satria hitany fa efa nidiran-doza izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitampody ny lehilahin’ny Israely, dia raiki-tahotra ny lehilahin’ny Benjamina, satria hitany fa efa nidiran-doza izy.
malagasy
Ary raha niverina ny lehilahy amin'ny Isiraely, dia talanjona ny Benjamita, satria hitany fa efa nidiran-doza izy.