Judges 20:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandositra teo anoloan’ny lehilahin’ny Israely ireo hankany amin’ny lalana ho any an-tany efitra, nefa nahatratra azy ihany ny ady, ary ireo izay nivoaka avy tao an-tanàna koa dia namono azy satria tonga teo afovoany ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka niamboho teo amin’ny lehilahin’i Israely izy ireo nihazo ny lalana mankany an’efitra; nefa noenjehin’ny mpiady mafy izy; ary ny tao an-tanàna novonoiny samy eo amin’ny fitoerana nisy azy avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vaky nandositra teo anoloan’ny vatan-dehilahy israelita izy ary nizotra nankany an-taniefitra; saingy narahin’ny andian-tafika lehibe sy ireo vatan-dehilahy israelita nivoaka avy tao an-tanàna izy ka naringany.
Malagasy Bible 1865
Dia niamboho teo anoloan'ny lehilahy amin'ny Isiraely hankany amin'ny lalana ho any an-efitra izy, fa ny ady nahatratra azy: ary izay nivoaka avy tao amin'ny tanàna koa dia novonoiny teo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Dia niamboho teo anoloan'ny lehilahy amin'ny Isiraely hankany amin'ny lalana ho any an-efitra izy, fa ny ady nahatratra azy: ary izay nivoaka avy tao amin'ny tanàna koa dia novonoiny teo.