Judges 20:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahafatesany lehilahy valo arivo sy iray alina ny Benjamina; lehilahy mahery avokoa ireo rehetra ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Valo arivo sy iray alin-dahy, samy lehilahy mahery avokoa amin’i Benjamina no maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahafatesana vatan-dehilahy andiany 18 ny Benjaminita tamin’io andro io, dia lehilahy mahery fo avokoa.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Benjamita dia nahafatesany valo arivo sy iray alin-dahy; lehilahy nahery avokoa ireo rehetra ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahafatesany lehilahy valo arivo sy iray alina ny Benjamina; lehilahy mahery avokoa ireo rehetra ireo.
malagasy
Ary ny Benjamita dia nahafatesany valo arivo sy iray alin-dahy; lehilahy nahery avokoa ireo rehetra ireo.