Judges 20:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Benjamina rehetra izay lavo tamin’izany andro izany dia lehilahy dimy arivo sy roa alina nahatan-tsabatra; lehilahy mahery avokoa ireo rehetra ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dimy arivo sy roa alin-dahy mahatan-tsabatra no tontalin’ny Benjaminita maty tamin’izany andro izany, samy lehilahy mahery avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tontalin’ny Benjaminita maty tamin’izany andro izany dia vatan-dehilahy andiany 25, ka lehilahy kinga famely sabatra sady samy mahery fo avokoa.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Benjamita rehetra izay lavo tamin'izany andro izany dia dimy arivo sy roa alin-dahy nahatan-tsabatra; lehilahy nahery avokoa ireo rehetra ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Benjamina rehetra izay lavo tamin’izany andro izany dia lehilahy dimy arivo sy roa alina nahatan-tsabatra; lehilahy mahery avokoa ireo rehetra ireo.
malagasy
Ary ny Benjamita rehetra izay lavo tamin'izany andro izany dia dimy arivo sy roa alin-dahy nahatan-tsabatra; lehilahy nahery avokoa ireo rehetra ireo.