Judges 20:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nalaiko ny vady tsindranoko ka norasaiko ary nampitondraiko tany amin’ny tany rehetra izay lovan’ny Israely satria efa nanao fahavetavetana sy zavatra fady indrindra teo amin’ny Israely ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nalaiko ny vaditsindranoko ka noraisiko sy nampitondraiko eran’ny tany rehetra lovan’i Israely; fa heloka sy zavatra mahafa-baraka loatra amin’i Israely no nataon’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nalaiko ny fatiny ary norasarasaiko; ka nandefasako toko iray avy isam-poko manerana ny tanin’i Israely, satria zavatra mahatsiravina sy fady tokoa eto Israely no nafitsok’ireo olona tao Gibehà ireo.
Malagasy Bible 1865
Dia nalaiko ny vaditsindranoko ka norasaiko ary nampitondraiko tany amin'ny tany rehetra izay lovan'ny Isiraely, satria efa nanao fahavetavetana sy zavatra fady indrindra teo amin'ny Isiraely ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nalaiko ny vady tsindranoko ka norasaiko ary nampitondraiko tany amin’ny tany rehetra izay lovan’ny Israely satria efa nanao fahavetavetana sy zavatra fady indrindra teo amin’ny Israely ireo.
malagasy
Dia nalaiko ny vaditsindranoko ka norasaiko ary nampitondraiko tany amin'ny tany rehetra izay lovan'ny Isiraely, satria efa nanao fahavetavetana sy zavatra fady indrindra teo amin'ny Isiraely ireo.[Heb. fahadalana]