Judges 20:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa indreto ianareo Zanak’Israely rehetra, mba alaharo eto izay teny sy hevitrareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa indreo ao ianareo zanak’i Israely rehetra, mifampilà saina ianareo, ary tapaho eto ihany izay hevitra».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indreto ianareo Israelita rehetra, koa samia miteny ary maka fanapahan-kevitra.
Malagasy Bible 1865
Koa indreto ianareo Zanak'Isiraely rehetra, mba alaharo izay teny sy hevitrareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa indreto ianareo Zanak’Israely rehetra, mba alaharo eto izay teny sy hevitrareo.
malagasy
Koa indreto ianareo Zanak'Isiraely rehetra, mba alaharo izay teny sy hevitrareo.