Judges 20:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitsangana tahaka ny olona iray ny vahoaka rehetra ka niteny hoe: Tsy hisy hankany amin’ny tranolaintsika isika, ary tsy hisy hody any an-tranontsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indray nitsangana, toy ny olona iray ihany, ny vahoaka rehetra ka nanao hoe: «Tsy hisy hiverina any an-daintsika akory isika na hody any an-tranontsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitsangana toy ny olona iray ihany ny vahoaka rehetra ka nanao hoe: –Tsy hisy olona hiverina any an-dainy na hody any an-tranony isika.
Malagasy Bible 1865
Dia nitsangana tahaka ny olona iray ny vahoaka rehetra ka nanao hoe: Tsy hisy hankany amin'ny laintsika akory isika, ary tsy hisy hody any an-tranontsika akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitsangana tahaka ny olona iray ny vahoaka rehetra ka niteny hoe: Tsy hisy hankany amin’ny tranolaintsika isika, ary tsy hisy hody any an-tranontsika.
malagasy
Dia nitsangana tahaka ny olona iray ny vahoaka rehetra ka nanao hoe: Tsy hisy hankany amin'ny laintsika akory isika, ary tsy hisy hody any an-tranontsika akory.